1 Thessalonians 4:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izay mandà dia tsy olona no laviny fa Andriamanitra izay manome anareo ny Fanahiny Masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izay manamavo izany didy izany, dia tsy manamavo olombelona, fa manamavo an’Andriamanitra, Izay nanome ny Fanahiny Masina ho ao aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izay mandà izany fampianarana izany, dia tsy olona no laviny fa Andriamanitra Izay manome anareo ny Fanahiny Masina.
Malagasy Bible 1865
Koa izay mandà, dia tsy olona no laviny, fa Andriamanitra, Izay manome anareo ny Fanahiny Masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izay mandà dia tsy olona no laviny fa Andriamanitra izay manome anareo ny Fanahiny Masina.
malagasy
Koa izay mandà, dia tsy olona no laviny, fa Andriamanitra, Izay manome anareo ny Fanahiny Masina.