1 Thessalonians 4:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny amin’ny fifankatiavan’ny mpirahalahy dia tsy misy tokony hosoratako aminareo satria ny tenanareo dia ampianarin’Andriamanitra hifankatia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ny fifankatiavan’ny mpiray tam-po amin’ny finoana, dia tsy ilaina ny hanoratana izany aminareo, satria tenanareo no nampianarin’Andriamanitra hifankatia,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Momba ny fifankatiavan’ny samy kristianina, dia tsy ilaina ny hanoratako aminareo, satria ny tenanareo dia ampianarin’Andriamanitra hifankatia.
Malagasy Bible 1865
Fa ny amin'ny fifankatiavan'ny mpirahalahy, dia tsy misy tokony hosoratako aminareo, satria ny tenanareo dia ampianarin'Andriamanitra hifankatia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny amin’ny fifankatiavan’ny mpirahalahy dia tsy misy tokony hosoratako aminareo satria ny tenanareo dia ampianarin’Andriamanitra hifankatia.
malagasy
Fa ny amin'ny fifankatiavan'ny mpirahalahy, dia tsy misy tokony hosoratako aminareo, satria ny tenanareo dia ampianarin'Andriamanitra hifankatia.