1 Thessalonians 5:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny amin’ny andro sy ny fotoana, ry rahalahy, dia tsy misy tokony hosoratako aminareo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny amin’ny andro sy ny fotoana, ry kristianina havana, dia tsy ilaina akory ny hanoratanay izany aminareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Momba ny andro sy ny fotoana hitrangan’izany, ry havana, dia tsy ilaina ny hanoratako aminareo.
Malagasy Bible 1865
Fa ny amin'ny andro sy ny fotoana, ry rahalahy, dia tsy misy tokony hosoratako aminareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny amin’ny andro sy ny fotoana, ry rahalahy, dia tsy misy tokony hosoratako aminareo
malagasy
Fa ny amin'ny andro sy ny fotoana, ry rahalahy, dia tsy misy tokony hosoratako aminareo,