1 Thessalonians 5:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay maty hamonjy antsika, mba hiara-belona Aminy isika, na mahatsiaro na matory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay maty ho antsika mba hahatonga antsika hiara-belona aminy, na mahatsiaro na matory isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maty ho antsika i Kristy, mba hahatonga antsika hiara-miaina aminy, na mbola velona aina isika na efa maty, amin’ny andro hiaviany.
Malagasy Bible 1865
Izay maty hamonjy antsika, mba hiara-belona aminy isika, na mahatsiaro na matory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay maty hamonjy antsika, mba hiara-belona Aminy isika, na mahatsiaro na matory.
malagasy
Izay maty hamonjy antsika, mba hiara-belona aminy isika, na mahatsiaro na matory.