1 Thessalonians 5:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mifampahereza sy mifananara, tahaka ny ataonareo ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany àry, mifanalà alahelo ianareo, ary mifamporisiha handroso, araka ny efa ataonareo rahateo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany àry, mifampirisiha sy mifampahereza ianareo araka izay efa fanaonareo.
Malagasy Bible 1865
Koa mifananara sy mifampahatanjaha, tahaka ny ataonareo ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mifampahereza sy mifananara, tahaka ny ataonareo ihany.
malagasy
Koa mifananara sy mifampahatanjaha, tahaka ny ataonareo ihany.