1 Thessalonians 5:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mangataka aminareo izahay, ry rahalahy, mba hekenareo izay mikely aina eo aminareo sy ireo mitondra anareo ao amin’ny Tompo ary ireo mananatra anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mangataka anareo koa izahay, ry kristianina havana, mba hanaja izay miasa ao aminareo, sy mifehy anareo ao amin’ny Tompo, ary izay mananatra anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mangataka aminareo izahay, ry havana, mba hanaja izay mikely aina eo anivonareo, dia izay voatendrin’ny Tompo hitarika sy hananatra anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary mangataka aminareo izahay, ry rahalahy, mba hekenareo izay mikely aina eo aminareo sy mitondra anareo amin'ny Tompo ary mananatra anareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mangataka aminareo izahay, ry rahalahy, mba hekenareo izay mikely aina eo aminareo sy ireo mitondra anareo ao amin’ny Tompo ary ireo mananatra anareo.
malagasy
[Fananarana sy fanaovam-beloma] Ary mangataka aminareo izahay, ry rahalahy, mba hekenareo izay mikely aina eo aminareo sy mitondra anareo amin'ny Tompo ary mananatra anareo,