1 Thessalonians 5:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka mba hohajainareo indrindra amin’ny fitiavana izy noho ny asany. Mihavàna tsara ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny asan’izy ireo, manàna fitiavana azy lehibe koa, ary mihavàna tsara aminy ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fankatoavana be dia be ombàm-pitiavana no asehoy azy ireo, noho ny asa tontosainy. Mihavàna tsara ianareo samy ianareo.
Malagasy Bible 1865
ary mba hohajainareo indrindra amin'ny fitiavana izy noho ny asany. Mihavàna tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka mba hohajainareo indrindra amin’ny fitiavana izy noho ny asany. Mihavàna tsara ianareo.
malagasy
ary mba hohajainareo indrindra amin'ny fitiavana izy noho ny asany. Mihavàna tsara.