1 Thessalonians 5:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mananatra anareo izahay, ry rahalahy: Anaro izay tsy mitoetra tsara, omeo toky ny saro-tahotra, ampaherezo ny reraka, mandefera amin’ny olona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mangataka aminareo koa izahay, ry kristianina havana: anaro izay tsy mipetraka tsara, alao alahelo ny osa, ankaherezo ny malemy, mandefera amin’ny olon-drehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miangavy anareo izahay, ry havana: anaro ny kamo, ampaherezo ny katahotra, ampio ny osa, ary aoka hahari-po amin’ny olona rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary mananatra anareo izahay, ry rahalahy; anaro izay tsy mitoetra tsara; omeo toky ny malemy saina; ampaherezo ny reraka; mandefera amin'ny olona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mananatra anareo izahay, ry rahalahy: Anaro izay tsy mitoetra tsara, omeo toky ny saro-tahotra, ampaherezo ny reraka, mandefera amin’ny olona rehetra.
malagasy
Ary mananatra anareo izahay, ry rahalahy; anaro izay tsy mitoetra tsara; omeo toky ny malemy saina; ampaherezo ny reraka; mandefera amin'ny olona rehetra.