1 Thessalonians 5:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria mahalala marimarina ianareo fa ho avy toy ny mpangalatra amin’ny alina ny andron’ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria efa mahalala marina rahateo ianareo fa ho avy toy ny mpangalatra amin’ny alina ny andron’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria fantatrareo tsara fa ny andron’ny Tompo dia ho avy tampoka, toy ny iavian’ny mpangalatra amin’ny alina.
Malagasy Bible 1865
satria ianareo mahalala marimarina fa ho avy toy ny mpangalatra amin'ny alina ny andron'ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria mahalala marimarina ianareo fa ho avy toy ny mpangalatra amin’ny alina ny andron’ny Tompo.
malagasy
satria ianareo mahalala marimarina fa ho avy toy ny mpangalatra amin'ny alina ny andron'ny Tompo.