1 Thessalonians 5:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahatoky izay miantso anareo sady Izy ihany no hanatanteraka izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mivadika Ilay niantso anareo, ka Izy ihany koa no hanefa izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitana ny toky nomeny Andriamanitra Izay miantso anareo, ka hoefainy izany.
Malagasy Bible 1865
Mahatoky Izay miantso anareo, sady Izy ihany no hanefa izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahatoky izay miantso anareo sady Izy ihany no hanatanteraka izany.
malagasy
Mahatoky Izay miantso anareo, sady Izy ihany no hanefa izany.