1 Thessalonians 5:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy veloma amin’ny fanorohana masina ny rahalahy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampanao veloma ny rahalahy rehetra amin’ny fanorohana masina izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataovy veloma amin’ny fanoroham-pihavanana daholo ny havana rehetra iray finoana.
Malagasy Bible 1865
Manaova veloma ny rahalahy rehetra amin'ny fanorohana masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy veloma amin’ny fanorohana masina ny rahalahy rehetra.
malagasy
Manaova veloma ny rahalahy rehetra amin'ny fanorohana masina.