1 Thessalonians 5:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampianiana anareo amin’ny Tompo aho mba hovakina amin’ny rahalahy masina rehetra ity epistily ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihanta aminareo amin’ny Anaran’ny Tompo aho, mba vakio amin’ny rahalahy rehetra ity taratasy ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iangaviako indrindra amin’ny anaran’ny Tompo ianareo: mba vakio amin’ny havana rehetra iray finoana ity taratasy ity.
Malagasy Bible 1865
Mampianiana anareo amin'ny Tompo aho mba hovakina amin'ny rahalahy rehetra ity epistily ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampianiana anareo amin’ny Tompo aho mba hovakina amin’ny rahalahy masina rehetra ity epistily ity.
malagasy
Mampianiana anareo amin'ny Tompo aho mba hovakina amin'ny rahalahy rehetra ity epistily ity. [ Na: (rahalahy masina)]Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika.