1 Thessalonians 5:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho aminareo anie ny fahasoavan’i Jesosy Kristy Tompontsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho ao aminareo anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika. Amen.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homba anareo anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika!
Malagasy Bible 1865
Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho aminareo anie ny fahasoavan’i Jesosy Kristy Tompontsika.
malagasy
Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika.