1 Thessalonians 5:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianareo, ry rahalahy, dia tsy ao amin’ny maizina ka hahatratra anareo toy ny mpangalatra izany andro izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo anefa, ry kristianina havana, dia tsy mba ao amin’ny maizina, ka tsy mba hanampoka anareo toy ny mpangalatra izany andro izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ianareo, ry havana, tsy mba ao amin’ny maizina, ka tsy mba hanampoka anareo toy ny mpangalatra izany andro izany.
Malagasy Bible 1865
Fa ianareo, ry rahalahy, tsy ao amin'ny maizina, mba hahatratra anareo toy ny mpangalatra izany andro izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianareo, ry rahalahy, dia tsy ao amin’ny maizina ka hahatratra anareo toy ny mpangalatra izany andro izany.
malagasy
Fa ianareo, ry rahalahy, tsy ao amin'ny maizina, mba hahatratra anareo toy ny mpangalatra izany andro izany.