1 Thessalonians 5:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa dia aza mba matory toy ny sasany isika fa aoka hiambina ka hahonon-tena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aza mba matory tahaka ny sasany isika, fa aoka hiari-tory sy hifady hanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa aza mba matory tahaka ny sasany, fa aoka hiambina sy hahonon-tena.
Malagasy Bible 1865
Koa dia aza mba matory toy ny sasany isika, fa aoka hiambina ka hahonon-tena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa dia aza mba matory toy ny sasany isika fa aoka hiambina ka hahonon-tena.
malagasy
Koa dia aza mba matory toy ny sasany isika, fa aoka hiambina ka hahonon-tena. [ Gr. hiari-tory]