1 Thessalonians 5:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay matory dia matory amin’ny alina ary izay mamo dia mamo amin’ny alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny alina no fatorian’izay matory, ary ny alina no fimamoan’izay mimamo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny alina no atorian’ny olona ary ny alina no imamoany.
Malagasy Bible 1865
Fa izay matory dia matory amin'ny alina; ary izay mamo dia mamo amin'ny alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay matory dia matory amin’ny alina ary izay mamo dia mamo amin’ny alina.
malagasy
Fa izay matory dia matory amin'ny alina; ary izay mamo dia mamo amin'ny alina.