1 Thessalonians 5:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa satria an’ny andro isika dia aoka hahonon-tena ka hitafy ny finoana sy ny fitiavana ho fiarovan-tratra ary ny fanantenana ny famonjena ho fiarovan-doha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aoka isika an’ny andro kosa hifady ary hitafy ny finoana amam-pitiavana ho fiarovan-tratra, sy ny fanantenana ny famonjena ho fiarovan-doha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa satria an’ny andro isika, dia aoka hahonon-tena ka hitafy finoana sy fitiavana ho toy ny fiarovan-tratra, ary hitafy fanantenam-pamonjena ho toy ny fiarovan-doha.
Malagasy Bible 1865
Fa satria an'ny andro isika, dia aoka hahonon-tena ka hitafy ny finoana sy ny fitiavana ho fiarovan-tratra, ary ny fanantenana ny famonjena ho fiarovan-doha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa satria an’ny andro isika dia aoka hahonon-tena ka hitafy ny finoana sy ny fitiavana ho fiarovan-tratra ary ny fanantenana ny famonjena ho fiarovan-doha.
malagasy
Fa satria an'ny andro isika, dia aoka hahonon-tena ka hitafy ny finoana sy ny fitiavana ho fiarovan-tratra, ary ny fanantenana ny famonjena ho fiarovan-doha.