1 Thessalonians 5:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Andriamanitra tsy nanendry antsika ho amin’ny fahatezerana fa mba hahazo famonjena amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria tsy ny ho an’ny fahatezerana no nanendren’Andriamanitra antsika, fa ny hahazo famonjena amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tompontsika,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy notendren’Andriamanitra hiharan’ny fahatezerany isika, fa mba hahazo famonjena amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tompontsika.
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra tsy nanendry antsika ho amin'ny fahatezerana, fa mba hahazo famonjena amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Andriamanitra tsy nanendry antsika ho amin’ny fahatezerana fa mba hahazo famonjena amin’ny alalan’i Jesosy Kristy* Tompontsika,
malagasy
Fa Andriamanitra tsy nanendry antsika ho amin'ny fahatezerana, fa mba hahazo famonjena amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika,