1 Timothy 1:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny mpijangajanga, ny sodomita, ny mpivarotra olona, ny mpandainga, ny mpanao fianianana mandainga, ary na inona na inona manohitra ny fampianarana tsy misy kilema,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny mpijangajanga, ny mpiray samy lehilahy, ny mpangalatra olona, ny mpandainga, ny mpianian-tsy to, mbamin’ny hafa rehetra manao zavatra mifanohitra amin’ny fampianarana marina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny mpijangajanga, ny mpifampila samy lehilahy, ny mpivarotra olona, ny mpandainga sy mpianian-tsy to, ary izay manao zavatra mifanohitra amin’ny fampianarana tsy misy tomika.
Malagasy Bible 1865
ny mpijangajanga, ny sodomita, ny mpangalatra olona, ny mpandainga, ny mpianian-tsy tò, ary na inona na inona manohitra ny fampianarana tsy misy kilema,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny mpijangajanga, ny sodomita, ny mpivarotra olona, ny mpandainga, ny mpanao fianianana mandainga, ary na inona na inona manohitra ny fampianarana tsy misy kilema,
malagasy
ny mpijangajanga, ny sodomita, ny mpangalatra olona, ny mpandainga, ny mpianian-tsy tò, ary na inona na inona manohitra ny fampianarana tsy misy kilema, [ Gr. salama]