1 Timothy 1:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
araka ny Filazantsaran’ny voninahitr’Andriamanitra loharanom-pahasambarana, izay nankinina tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
atoron’ny Evanjelin’ny voninahitr’Andriamanitra sambatra, izay napetraka tamiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany fampianarana izany dia mifanaraka amin’ny Vaovao Mahafaly izay nankinina tamiko, Vaovao Mahafaly isehoan’ny voninahitr’ilay Andriamanitra loharanom-pahasambarana.
Malagasy Bible 1865
araka ny filazantsaran'ny voninahitr'Andriamanitra finaritra, izay natolotra ho adidiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
araka ny Filazantsaran’ny voninahitr’Andriamanitra loharanom-pahasambarana, izay nankinina tamiko.
malagasy
araka ny filazantsaran'ny voninahitr'Andriamanitra finaritra, izay natolotra ho adidiko.