1 Timothy 1:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho dia misaotra an’i Kristy Jesosy Tompontsika, izay nampahery ahy, fa nataony mahatoky aho ka notendreny ho amin’ny fanompoana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misaotra an’i Kristy Jesoa Tompontsika Izay nankahery ahy aho, fa nekeny ho mahatoky, ka nametrahany fandraharahana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Velom-pisaorana an’i Kristy Jesoa Tompontsika aho, fa nomeny hery hahatontosako ny fanompoako. Velom-pisaorana Azy aho fa nataony mahatoky ka notendreny hanompo Azy,
Malagasy Bible 1865
Misaotra an'i Kristy Jesosy Tompontsika aho, Izay nampahery ahy, fa nataony mahatoky aho ka notendreny ho amin'ny fanompoana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho dia misaotra an’i Kristy* Jesosy Tompontsika, izay nampahery ahy, fa nataony mahatoky aho ka notendreny ho amin’ny fanompoana,
malagasy
Misaotra an'i Kristy Jesosy Tompontsika aho, Izay nampahery ahy, fa nataony mahatoky aho ka notendreny ho amin'ny fanompoana,