1 Timothy 1:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mitafotafo ny fahasoavan’ny Tompontsika tamin’ny finoana sy ny fitiavana, izay ao amin’i Kristy Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nony nomban’ny finoana amim-pitiavana izay ao amin’i Kristy Jesoa, dia nihoa-pampana ny fahasoavan’ny Tompontsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naidin’ny Tompontsika be dia be tamiko ny fahasoavany, mbamin’ny finoana sy ny fitiavana ananantsika tafaray amin’i Kristy Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Fa be indrindra ny fahasoavan'ny Tompontsika tamin'ny finoana sy ny fitiavana, izay ao amin'i Kristy Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mitafotafo ny fahasoavan’ny Tompontsika tamin’ny finoana sy ny fitiavana, izay ao amin’i Kristy Jesosy.
malagasy
Fa be indrindra ny fahasoavan'ny Tompontsika tamin'ny finoana sy ny fitiavana, izay ao amin'i Kristy Jesosy.