1 Timothy 1:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amin’ny itananao ny finoana sy ny fieritreretana tsara, izay efa narian’ny sasany, koa toy ny olona vaky sambo izy amin’ny lafin’ny finoana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy amim-pitanana ny finoana sy ny kônsiansy tsara izay efa narian’ny sasany, ka rendrika ny amin’ny finoana terỳ izy ireny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tano ny finoana ary manàna fieritreretana tsara. Fa misy olona nitsipaka ny feon’ny fieritreretany, ka nandrendrika ny finoany;
Malagasy Bible 1865
amin'ny itananao ny finoana sy ny fieritreretana tsara, izay efa narian'ny sasany, ka toy ny olona vaky sambo izy ny amin'ny finoana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amin’ny itananao ny finoana sy ny fieritreretana tsara, izay efa narian’ny sasany, koa toy ny olona vaky sambo izy amin’ny lafin’ny finoana;
malagasy
amin'ny itananao ny finoana sy ny fieritreretana tsara, izay efa narian'ny sasany, ka toy ny olona vaky sambo izy ny amin'ny finoana;naman'ireny Hymeneo sy Aleksandro, izay natolotro ho an'i Satana mba hofaizana tsy hiteny ratsy. [ Gr. hanao blasfemia, izahao Mat. 9,3]