1 Timothy 1:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka ny nangatahiko taminao fony aho handeha any Makedonia dia aoka ianao hitoetra any Efesosy mba handraranao ny olona sasany tsy hanao fampianarana hafahafa
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampahatsiahy anao aho, fa fony aho ndeha ho any Masedônia, dia nangataka anao hitoetra ao Efezy, mba handidy ny sasany tsy hanao fampianarana tsy izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka ny nangatahiko taminao fony aho nankany Masedônia, dia aoka hitoetra ao Efeso ianao. Fa misy olona sasany manao fampianaran-diso ao, ka tsy maintsy raranao mba tsy hanao izany.
Malagasy Bible 1865
Toy ny nangatahako anao hitoetra any Efesosy, rehefa hankany Makedonia aho, mba handidianao ny sasany tsy hanao fampianarana hafahafa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka ny nangatahiko taminao fony aho handeha any Makedonia dia aoka ianao hitoetra any Efesosy mba handraranao ny olona sasany tsy hanao fampianarana hafahafa
malagasy
Toy ny nangatahako anao hitoetra any Efesosy, rehefa hankany Makedonia aho, mba handidianao ny sasany tsy hanao fampianarana hafahafa,