1 Timothy 1:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa fihatsarambelatsihy no nivilian’ny sasany ka nampania ho amin’ny resaka tsy misy antony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa efa nivilian’ny sasany izany, ka nilaozany nankany amin’ny bedibedy foana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy sasantsasany efa nivaona tamin’izany, ka very lalana ary niafara any amin’ny taria poaka àty.
Malagasy Bible 1865
izay nivilian'ny sasany, ka nania ho amin'ny taria foana izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa fihatsarambelatsihy no nivilian’ny sasany ka nampania ho amin’ny resaka tsy misy antony.
malagasy
izay nivilian'ny sasany, ka nania ho amin'ny taria foana izy,