1 Timothy 1:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy ireny dia te ho mpampiana-dalàna, kanefa tsy fantany akory izay lazainy na izay itompoany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mihambo ho mpampiana-dalàna izy ireny, nefa tsy mahalala izay lazainy sy itompoany ho marina akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Te ho mpampianatra momba ny lalànan’Andriamanitra ry zareo kanefa tsy fantany velively ny zavatra lazainy sy itompoany.
Malagasy Bible 1865
dia olona izay te-ho mpampiana-dalàna, kanefa tsy fantany akory izay lazainy na izay itompoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy ireny dia te ho mpampiana-dalàna, kanefa tsy fantany akory izay lazainy na izay itompoany.
malagasy
dia olona izay te-ho mpampiana-dalàna, kanefa tsy fantany akory izay lazainy na izay itompoany.