1 Timothy 1:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatsika anefa fa tsara ny lalàna raha entin’ny olona araka izay antony
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatsika fa tsara ny Lalàna, raha ampiasain’ny olona araka ny antony marina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatsika fa tsara ny lalàna, raha ampiasaina amin’izay antony marina.
Malagasy Bible 1865
Nefa fantatsika fa tsara ny lalàna, raha entin'ny olona araka izay antony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatsika anefa fa tsara ny lalàna raha entin’ny olona araka izay antony
malagasy
Nefa fantatsika fa tsara ny lalàna, raha entin'ny olona araka izay antony,