1 Timothy 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka fantany fa tsy ny olona marina no nanaovana ny lalàna fa ny mpandika lalàna sy ny mpikomy, dia ny tsy matahotra an’Andriamanitra sy ny mpanota, ny olona tsy manaja izay masina sy ny olona mpaniratsira, ny mpamono ray sy ny mpamono reny, ny mpamono olona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy heveriny tsara fa tsy natao ho an’ny olo-marina izy, fa ho an’ny mpandika sy ny mpanohitra, ny tsy manaja an’Andriamanitra sy ny mpanota, ny tsy mpivavaka sy ny tsy mpino, ny mpamono ray sy mpamono reny, ny mpamono olona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tokony hotsarovana fa ny lalàna dia tsy natao ho an’ny manao ny marina, fa ho an’ny mpandika lalàna sy ny maditra: dia ny olon-dratsy sy ny mpanota, ny olona mpaniratsira an’Andriamanitra sy mpanimbazimba fivavahana, ny mpamono ray sy mpamono reny, ny mpamono olona,
Malagasy Bible 1865
ka fantany fa tsy ny olona marina no nanaovana ny lalàna, fa ny mpandika lalàna sy ny maditra, dia ny tsy matahotra an'Andriamanitra sy ny mpanota, ny olona tsy manaja izay masina sy ny olona vetaveta, ny mpamono ray sy ny mpamono reny, ny mpamono olona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka fantany fa tsy ny olona marina no nanaovana ny lalàna fa ny mpandika lalàna sy ny mpikomy, dia ny tsy matahotra an’Andriamanitra sy ny mpanota, ny olona tsy manaja izay masina sy ny olona mpaniratsira, ny mpamono ray sy ny mpamono reny, ny mpamono olona,
malagasy