1 Timothy 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny vehivavy dia tsy avelako hampianatra na hifehy ny lehilahy fa hangina ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy avelako hampianatra ny vehivavy, na handidy ny lehilahy, fa hangina ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mamela azy hampianatra aho na hanjakazaka amin’ny lahy, fa tokony hangina:
Malagasy Bible 1865
Fa ny vehivavy tsy avelako hampianatra na hanapaka ny lehilahy, fa hangina ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny vehivavy dia tsy avelako hampianatra na hifehy ny lehilahy fa hangina ihany.
malagasy
Fa ny vehivavy tsy avelako hampianatra na hanapaka ny lehilahy, fa hangina ihany.