1 Timothy 2:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy i Adama no voafitaka fa ny vehivavy no voafitaka ka tonga mpanota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tsy i Adama no voafitaka, fa ny vehivavy voafitaka no tonga nanota;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy mba i Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka sady tonga nandika ny didin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka, ka dia tonga mpanota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy i Adama no voafitaka fa ny vehivavy no voafitaka ka tonga mpanota.
malagasy
Ary tsy Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka, ka dia tonga mpanota.Nefa hovonjena ihany izy amin'ny fiterahan-jaza, raha maharitra amin'ny finoana sy ny fitiavana ary ny fahamasinana mbamin'ny fahononan-tena.