1 Timothy 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa iray Andriamanitra ary iray no Mpanalalana amin’Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy, izay olona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa iray monja Andriamanitra, ary iray ihany no Mpanalalana amin’Andriamanitra sy ny olombelona, dia i Kristy Jesoa tonga olombelona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria iray Andriamanitra, iray koa ny mpanalalana amin’Andriamanitra sy ny olona, dia i Kristy Jesoa Izay olona
Malagasy Bible 1865
Fa iray no Andriamanitra, ary iray no Mpanalalana amin'Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy, Izay olona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa iray Andriamanitra ary iray no Mpanalalana amin’Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy* Jesosy, izay olona,
malagasy
Fa iray no Andriamanitra, ary iray no Mpanalalana amin'Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy, Izay olona,