1 Timothy 2:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady nanolotra ny tenany ho avotra hisolo ny olona rehetra. Izany no zavatra ho fitory amin’ny fotoana voatendry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay nanolotra ny Tenany ho avotry ny olombelona rehetra: zavatra voaambara tamin’ny fotoany izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nanolo-tena ho fanavotana ny olona rehetra: izany no porofo mby amin’ny fotoanandrony tokoa fa tia ny hahavoavonjy ny olona rehetra Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
sady nanolotra ny tenany ho avotra hisolo ny olona rehetra, dia zavatra ho fitory amin'izao androny izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady nanolotra ny tenany ho avotra hisolo ny olona rehetra. Izany no zavatra ho fitory amin’ny fotoana voatendry.
malagasy
sady nanolotra ny tenany ho avotra hisolo ny olona rehetra, dia zavatra ho fitory amin'izao androny izao.