1 Timothy 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho amin’izany no nanendrena ahy ho mpitory sy Apostoly; milaza ny marina aho fa tsy mandainga; ary koa ho mpampianatra ny Jentilisa amin’ny finoana sy ny fahamarinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny hitory izany no nametrahana ahy ho mpitory sy Apôstôly ary ho mpampianatra ny Jentily amin’ny finoana sy ny fahamarinana; milaza ny marina aho, fa tsy mandainga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny hitory izany no nanendrena ahy ho mpitoriteny sady apôstôly, ho mpampianatra ny finoana tena izy amin’ny hafa firenena. Milaza ny marina aho fa tsy mandainga.
Malagasy Bible 1865
Mba hanao izany no nanendrena ahy ho mpitory sy Apostoly (milaza ny marina aho, fa tsy mandainga), ho mpampianatra ny jentilisa amin'ny finoana sy ny fahamarinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho amin’izany no nanendrena ahy ho mpitory sy Apostoly; milaza ny marina aho fa tsy mandainga; ary koa ho mpampianatra ny Jentilisa* amin’ny finoana sy ny fahamarinana.
malagasy
Mba hanao izany no nanendrena ahy ho mpitory sy Apostoly (milaza ny marina aho, fa tsy mandainga), ho mpampianatra ny jentilisa amin'ny finoana sy ny fahamarinana.