1 Timothy 3:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahatoky izao teny izao: Raha misy olona maniry ny asan’ny mpitondra fiangonana dia maniry asa tsara izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tena marina izao teny izao: raha misy maniry ny raharahan’ny Pretra, dia maniry raharaha tsara indrindra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Azo antoka izao teny izao: raha misy olona maniry ny asan’ny mpitondra Fiangonana, dia maniry asa tsara izy.
Malagasy Bible 1865
Mahatoky izao teny izao: Raha misy olona maniry ny asan'ny mpitandrina, dia maniry asa tsara izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahatoky izao teny izao: Raha misy olona maniry ny asan’ny mpitondra fiangonana dia maniry asa tsara izy.
malagasy
[Ny amin'ny olona miendrika hatao mpitandrina sy diakona] Mahatoky izao teny izao: Raha misy olona maniry ny asan'ny mpitandrina, dia maniry asa tsara izy.