1 Timothy 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vehivavy koa dia ho toy izany ihany, ho maotina, tsy mpanendrikendrika, mahonon-tena, mahatoky amin’ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa ny vadiny, dia aoka ho olona manaja tena, tsy mpifosa, mahonon-tena, mahatoky amin’ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tokony ho maotina toy izany koa ny vehivavy, ka tsy ho mpanendrikendrika fa hahafehy tena ary mahatoky amin’ny zavatra rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ny vehivavy koa ho toy izany ihany: maotona, tsy mpanendrikendrika, mahonon-tena, mahatoky amin'ny zavatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vehivavy koa dia ho toy izany ihany, ho maotina, tsy mpanendrikendrika, mahonon-tena, mahatoky amin’ny zavatra rehetra.
malagasy
Ny vehivavy koa ho toy izany ihany: maotona, tsy mpanendrikendrika, mahonon-tena, mahatoky amin'ny zavatra rehetra.