1 Timothy 3:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hanambady iray ihany ny diakona ary aoka hitondra tsara ny zanany sy ny ankohonany koa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ny Diakra ho olona tsy nanambady afa-tsy indray mandeha, sy mitondra tsara ny zanany mbamin’ny ankohonany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny diakônina tsy hampirafy, ary aoka izy hahay mitondra tsara ny zanany sy ny ankohonany;
Malagasy Bible 1865
Aoka ny diakona samy hanam-bady tokana sady hanapaka tsara ny zanany sy ny ankohonany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hanambady iray ihany ny diakona ary aoka hitondra tsara ny zanany sy ny ankohonany koa izy.
malagasy
Aoka ny diakona samy hanam-bady tokana sady hanapaka tsara ny zanany sy ny ankohonany.