1 Timothy 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mitondra tsara ny ankohonany, mampanaiky ny zanany amin’ny fahamaotinana tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mahay mitondra ny ankohonany, sy mampanaiky tsara ny zanany amim-pahamaotonana lavorary;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tokony hahay mitondra tsara ny ankohonany, hahataona ny zanany hanaiky azy amim-panajana tanteraka (
Malagasy Bible 1865
manapaka tsara ny ankohonany, mampanaiky ny zanany amin'ny fahamaotinana tsara
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mitondra tsara ny ankohonany, mampanaiky ny zanany amin’ny fahamaotinana tsara.
malagasy
manapaka tsara ny ankohonany, mampanaiky ny zanany amin'ny fahamaotinana tsara