1 Timothy 3:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny diakona koa dia toy izany ihany, ho maotina, tsy miroa teny, tsy tia divay be, tsy tia harena maloto,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa ny Diakra, dia aoka ho olona maotona, tsy miroa teny, tsy lian-divay, tsy tia harena foana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany koa ireo diakônina: tokony ho olona maotina, tsy miroa teny, tsy lian-divay, tsy maloto fila harena,
Malagasy Bible 1865
Ny diakona koa toy izany ihany, ho maotona, tsy miroa teny, tsy tia divay be, tsy tia harena maloto,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny diakona koa dia toy izany ihany, ho maotina, tsy miroa teny, tsy tia divay be, tsy tia harena maloto,
malagasy
Ny diakona koa toy izany ihany, ho maotona, tsy miroa teny, tsy tia divay be, tsy tia harena maloto,