1 Timothy 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mitandrina tsara ny zavamiafina ny amin’ny finoana amin’ny fieritreretana madio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mitana ny misterin’ny finoana amim-pieritreretana madio;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mitana tsara ny tsiambaratelo nambara momba ny finoana ka mitana izany amin’ny fieritreretana mahitsy.
Malagasy Bible 1865
mitandrina tsara ny zava-miafina ny amin'ny finoana amin'ny fieritreretana madio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mitandrina tsara ny zavamiafina ny amin’ny finoana amin’ny fieritreretana madio.
malagasy
mitandrina tsara ny zava-miafina ny amin'ny finoana amin'ny fieritreretana madio.