1 Timothy 4:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izany no ikelezanay aina sy iezahanay satria izahay dia manantena an’Andriamanitra velona izay Mpamonjy ny olona rehetra, indrindra fa izay mino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izany indrindra no ikelezanay aina sy iadianay, dia noho izahay manantena an’Andriamanitra velona. Mpamonjy ny olombelona rehetra, indrindra fa ny mpino.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, izany no ikelezanay aina sy iezahanay, satria ny fanantenanay dia efa napetrakay amin’Andriamanitra velona, Izay Mpamonjy ny olona rehetra, indrindra fa ireo mino.
Malagasy Bible 1865
Fa izany no ikelezanay aina sy iezahanay, satria izahay manantena an'Andriamanitra velona, Izay Mpamonjy ny olona rehetra, indrindra fa izay mino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izany no ikelezanay aina sy iezahanay satria izahay dia manantena an’Andriamanitra velona izay Mpamonjy ny olona rehetra, indrindra fa izay mino.
malagasy
Fa izany no ikelezanay aina sy iezahanay, satria izahay manantena an'Andriamanitra velona, Izay Mpamonjy ny olona rehetra, indrindra fa izay mino.