1 Timothy 4:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandra-pahatongako dia tandremo ny famakian-teny sy ny fananarana ary ny fampianarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandra-piaviko, milozoha amin’ny famakiam-boky sy fananarana ary fampianarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandra-pahatongako, dia mahavara tsara mamaky ny Soratra Masina sy mampirisika ary mampianatra.
Malagasy Bible 1865
Mandra-pihaviko tandremo ny famakian-teny, ny fananarana, ny fampianarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandra-pahatongako dia tandremo ny famakian-teny sy ny fananarana ary ny fampianarana.
malagasy
Mandra-pihaviko tandremo ny famakian-teny, ny fananarana, ny fampianarana.