1 Timothy 4:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mazotoa mihevitra ireo zavatra ireo dia mikeleza aina fatratra amin’izany mba hiseho amin’ny olona rehetra ny fandrosoanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Diniho izany zavatra izany, ary araiketo amin’izany ny tenanao manontolo, mba hiharihary amin’ny olona ny fandrosoanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tontosay ireo adidy ireo ka imasoy tsara, mba hiharihary amin’ny olona rehetra ny fandrosoanao.
Malagasy Bible 1865
Mazotoa hihevitra izany zavatra izany, dia mikeleza aina fatratra amin'izany, mba hiseho amin'ny olona rehetra ny fandrosoanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mazotoa mihevitra ireo zavatra ireo dia mikeleza aina fatratra amin’izany mba hiseho amin’ny olona rehetra ny fandrosoanao.
malagasy
Mazotoa hihevitra izany zavatra izany, dia mikeleza aina fatratra amin'izany, mba hiseho amin'ny olona rehetra ny fandrosoanao.Tandremo ny tenanao sy ny fampianaranao, ka mahareta amin'izany; fa raha manao izany ianao, dia hamonjy ny tenanao sy izay mihaino anao.