1 Timothy 4:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandremo ny tenanao sy ny fampianaranao ka mahareta amin’izany; fa raha manatanteraka ireo ianao dia hamonjy ny tenanao sy izay mihaino anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tandremo ny tenanao sy ny fampianaranao, ary mahareta tsara amin’izany, fa raha manao izany ianao, dia hahavonjy ny tenanao sy izay mihaino anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tandremo ny tenanao sy ny fampianaranao, ka mahareta amin’ireo adidy ireo; fa raha manao izany ianao, dia hamonjy ny tenanao sy izay mihaino anao.
Malagasy Bible 1865
Tandremo ny tenanao sy ny fampianaranao, ka mahareta amin'izany; fa raha manao izany ianao, dia hamonjy ny tenanao sy izay mihaino anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandremo ny tenanao sy ny fampianaranao ka mahareta amin’izany; fa raha manatanteraka ireo ianao dia hamonjy ny tenanao sy izay mihaino anao.
malagasy
Tandremo ny tenanao sy ny fampianaranao, ka mahareta amin'izany; fa raha manao izany ianao, dia hamonjy ny tenanao sy izay mihaino anao.