1 Timothy 4:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amin’ny fihatsarambelatsihin’ny mpilaza lainga izay voapetaky ny vy mahamay ny fieritreretany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay haelin’ny mpihatsaravelatsihy sy mpandainga, dia olona voamariky ny vy mahamay ny fieritreretany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay haelina mpihatsaravelatsihy sy mpilaza lainga. Maty toy ny efa nasiana vy mahamay mihitsy ny eritreritr’ireto mpilaza lainga ireto;
Malagasy Bible 1865
amin'ny fihatsaram-belatsihin'ny mpilaza lainga, ka voapetaky ny vy mahamay ny fieritreretany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amin’ny fihatsarambelatsihin’ny mpilaza lainga izay voapetaky ny vy mahamay ny fieritreretany.
malagasy
amin'ny fihatsaram-belatsihin'ny mpilaza lainga, ka voapetaky ny vy mahamay ny fieritreretany,