1 Timothy 4:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandrara tsy hanambady izy ireny ary mampifady hanina, izay nataon’Andriamanitra ho an’izay mino sady mahalala ny marina mba horaisiny amin’ny fisaorana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
handrara tsy hanambady izy, ary hampifady ny hanina nataon’Andriamanitra horaisin’ny mpino sy ny mpahalala ny marina amim-pisaorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raran-dry zareo ny fanambadiana; ary asainy fadina ny hanina sasantsasany. Hanina noarîn’Andriamanitra anefa ireny; ka ho an’ireo mpino sady mpahafantatra ny hafatra marim-pototra dia amim-pisaorana an’Andriamanitra no ihinanana azy.
Malagasy Bible 1865
izay mandrara tsy hanam-bady, ary mampifady hanina, izay nataon'Andriamanitra ho an'izay mino sady mahalala ny marina, mba horaisiny amin'ny fisaorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandrara tsy hanambady izy ireny ary mampifady hanina, izay nataon’Andriamanitra ho an’izay mino sady mahalala ny marina mba horaisiny amin’ny fisaorana.
malagasy
izay mandrara tsy hanam-bady, ary mampifady hanina, izay nataon'Andriamanitra ho an'izay mino sady mahalala ny marina, mba horaisiny amin'ny fisaorana.