1 Timothy 4:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria hamasinin’ny tenin’Andriamanitra sy ny vavaka izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria mahamasina ny zavatra rehetra ny tenin’Andriamanitra sy ny fivavahana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria hamasinin’ny tenin’Andriamanitra sy ny vavaka izany.
Malagasy Bible 1865
satria hamasinin'ny tenin'Andriamanitra sy ny fivavahana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria hamasinin’ny tenin’Andriamanitra sy ny vavaka izany.
malagasy
satria hamasinin'ny tenin'Andriamanitra sy ny fivavahana izany.