1 Timothy 4:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha manoro hevitra ny rahalahy ny amin’izany zavatra izany ianao dia ho mpanompo tsara an’i Kristy Jesosy, tezaina amin’ny tenin’ny finoana sy ny fampianarana tsara izay efa narahinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no ampianaro ny havana iray finoana, dia ho mpandraharaha tsaran’i Kristy Jesoa ianao, mivelona amin’ny teny finoana mbamin’ny fampianarana tsara efa narahinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha izany torohevitra izany no arosonao ny havana iray finoana, dia ho mpanompo tsaran’i Kristy Jesoa ianao, ka hiharihary fa mivelona amin’ireo teny momba ny finoana sy ny fampianarana tsara izay efa narahinao ianao.
Malagasy Bible 1865
Raha manoro hevitra ny rahalahy ny amin'izany zavatra izany ianao, dia ho mpanompo tsara an'i Kristy Jesosy, tezaina amin'ny tenin'ny finoana sy ny fampianarana tsara izay efa narahinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha manoro hevitra ny rahalahy ny amin’izany zavatra izany ianao dia ho mpanompo tsara an’i Kristy* Jesosy, tezaina amin’ny tenin’ny finoana sy ny fampianarana tsara izay efa narahinao.
malagasy
Raha manoro hevitra ny rahalahy ny amin'izany zavatra izany ianao, dia ho mpanompo tsara an'i Kristy Jesosy, tezaina amin'ny tenin'ny finoana sy ny fampianarana tsara izay efa narahinao.