1 Timothy 4:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny anganongano ratsy fanaon’ny vaviantitra dia aza raisina, fa mampiasà ny tenanao ho amin’ny toe-panahy araka an’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ireny anganongano foana fanaom-bavy antitra ireny dia lavy; ary mampiasà ny tenanao amin’ny fivavahana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ianao tsy hiraharaha izay angano manazimba fivavahana sady tsy misy fotony. Manazara tena amin’ny toe-panahy araka an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa ny anganongano ratsy fanaom-bavy antitra dia lavo, ka mampiasà ny tenanao ho amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny anganongano ratsy fanaon’ny vaviantitra dia aza raisina, fa mampiasà ny tenanao ho amin’ny toe-panahy araka an’Andriamanitra.
malagasy
Fa ny anganongano ratsy fanaom-bavy antitra dia lavo, ka mampiasà ny tenanao ho amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra.