1 Timothy 4:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahatoky izao teny izao ka tokony hekena amin’ny fankasitrahana rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, teny marina tokoa izany, ka tokony hoekena amim-pitokiana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Azo antoka izany teny izany, ka mendrika hankatoavina tanteraka.
Malagasy Bible 1865
Mahatoky izao teny izao ka tokony hekena amin'ny fankasitrahana rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahatoky izao teny izao ka tokony hekena amin’ny fankasitrahana rehetra.
malagasy
Mahatoky izao teny izao ka tokony hekena amin'ny fankasitrahana rehetra.