1 Timothy 5:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mamely mafy loatra ny lehilahy efa zokiolona fa anaro toy ny ray izy, ny tovolahy dia toy ny rahalahy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza anarina mafy loatra ny anti-dahy, fa anaro toy ny ray izy; ary ny tovolahy, toy ny rahalahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza levilevena ny lehilahy efa zokiolona fa anaro toy ny rainao izy; ny zatovolahy, ento toy ny rahalahy;
Malagasy Bible 1865
Aza mamely mafy loatra ny anti-panahy, fa anaro toy ny ray izy, ny tanora fanahy toy ny rahalahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mamely mafy loatra ny lehilahy efa zokiolona fa anaro toy ny ray izy, ny tovolahy dia toy ny rahalahy,
malagasy
[Ny amin'ny fitondrana ny loholona sy ny vehivavy mpitondratena mbamin'ny sasany koa, ary anatra ho amin'ny mpanompon'olona] Aza mamely mafy loatra ny anti-panahy, fa anaro toy ny ray izy, ny tanora fanahy toy ny rahalahy,